Tantara mikasika ny Eoropa Afovoany & Atsinanana tamin'ny Novambra, 2011
Polonina: Ny “Open Government Data Camp 2011″ Sy Ny Ho Avin'ny “Open Data”
Tao Varsovie ny "Open Government Data Camp" tamin'ity taona ity, Afaka miresaka amin'ireo" techies" ianao, ireo mpikambana avy aminà ONG mpandàla ny mangarahara, ireo mpanao gazety, ireo mafàna fo ara-tsôsialy, ireo tompon'andraikitra avy aminà governemanta, ireo solontenan'ny Kaomisionan'ny Vondrona Eoropeana sy ny sisa. Jakub Górnicki no nanao tatitra.
Rosia/Zeorzia: Ny Olana Amin'ny Famahanam-Bolongana Hahazoam-Bola

Lasa zavamisy eo amin'ny serasera Rosiana ny firoborobon'ny mpamaham-bolongana karamaina sy ny “serasera an-takonana” ary nisy aza ny fandaharana sasany tao amin'ny televiziona Rosiana. Efa nanoratra momba ity lohahevitra ity tamin'ny antsipiriany ny...