· Mey, 2010

Tantara mikasika ny Eoropa Afovoany & Atsinanana tamin'ny Mey, 2010

Rosia: Sary doro-ala

Akon

Ny mpiblaogintsary Igor Podgorny dia manapariaka porofo an-tsary ireo fahavoazavana nateraky ny doro-ala izay lavin'ny fanjakana Rosiana ny fisiany.

17 Mey 2010

Rosìa: Sary tany amin'ny “Zombie Mob”

Akon

Rà sandoka raofina aman-taonina,  ratra maro tsy ampoizina sy maty-mitsangana miriaria  ary biby mampivarahotsana samihafa no indray nameno ny araben'i Moskòa. Sary nalaina nandritra ny hetsika “Zombie Mob” [fifamotoan'ireo miakanjo...

17 Mey 2010