· Septambra, 2022

Tantara mikasika ny Eoropa Afovoany & Atsinanana tamin'ny Septambra, 2022

Tatitra Unfreedom Monitor: Rosia

Akon  02 Septambra 2022

Efa vita tatitra izao ny tsongam-pikarohana avy amin’ny Advox momba ny tsirefesimandidy nomerika any Rosia. Vakio ny sombin-dahatsoratra ary trohy ny endrika pdf feno.