· Marsa, 2021

Tantara mikasika ny Eoropa Afovoany & Atsinanana tamin'ny Marsa, 2021

LAHATSARY: Belarosia 2020: Mbola eo am-pisintomana ?

  20 Marsa 2021

Amin'ity andiany voalohany amin'ny andian-dahatsoratry ny Global Voices Insights ity, namerina niresaka momba ireo zava-niseho nipoaka tany Belarosia taorian'ny fifidianana filoham-pirenena tamin'ny volana Aogositra 2020 ilay mpandalina ny fampitam-baovao Maryia Sadouvskaya-Komlach, ilay mpanakanto Rufina Bezlova ary ilay manam-pahaizana Gregory Asmolov.