Tantara mikasika ny Eoropa Afovoany & Atsinanana tamin'ny Jolay, 2020
Mampiditra ny fiarovana an-tambajotran-tserasera ho ao anatin'ny fandaharanasam-panjakàna any Makedonia Avaratra ireo fitarainana mikasika ny fijirihana tenimiafina
Nilaza ny governemanta fa tsy nisy voakitika tao anatin'izany fanafihana izany. ny rakitra manokan'ireo mpampiasa
Miarahaba ny lalàna vaovao momba ny fiarahan'olona samy lahy/vavy ny vondrom-piarahamonina LGBTI
Vao dimy taona lasa izay ny diabem-pireharehana tao amin'ny firenena no noraràn'ny polisy fa hoe "ahiana loatra hampidi-doza" taorian'ny fandrahonan'ny vondrona mpankahala hômô hanao herisetra.