Okraina : miatrika fanamby goavambe, na izany aza dia mbola feno toky ireo mponina ao amin'ny iray amin'ireo tanàna tena rotidrotiky ny adyTamin'ny Martsa 2022, 80% -n'ny tanànan'i Izioum no simba na rava Mpanoratra Yulia AbibokNandika Corinne Molton, Miora30 Septambra 2023
Miezaka manangana ny tanànan'ny ho avy any amin'ny faritany Rosiana ny tanora, raha mitady ny lasa kosa ny mponinaTanora Rosiana miverina any an-tanindrazany manondro ny tenany "taranaka Boomerang" Mpanoratra Anastasia PestovaNandika Raveloaritiana Mamisoa28 Septambra 2023
Voasivana ao Rosia ny sarimihetsika Yakut ‘Aita’The movie is about a Russian policeman suspected raping a Yakut girlMpanoratra Daria DergachevaNandika Andriamifidisoa Zo26 Septambra 2023
Mitaky ny rariny ny fihetsiketsehana roa taona taorian'ny nahamaizan'ny hopitaly COVID-19 tany Makedonia Avaratra14 no namoy ny ainy, roa taona nanadihadiana, tsy nisy nigadra noho ny 'kolikoly' Mpanoratra Metamorphosis FoundationNandika Harentsoa Tsiky Rakotoson22 Septambra 2023
Fitsikerana ny zavakanto Rosiàna : “Tsy azo vonoina na potehana ny zavakanto an-dalambe”Mpanakanto an-dalambe any Yekaterinburg, manohy miasa na eo aza ny sivana sy fanenjehana ara-keloka bevava.Mpanoratra Global Voices Eurasia, Anastasia PestovaNandika Sylvia Aimée21 Septambra 2023
Tsy misy vaovao ao amin'ny sarintany shinoa 2023. Fa maninona no mahatezitra ireo mpifanila vodirindrina aminy?Manao hetsika maherivaika ao amin'ny ranomasina Shina Atsimo i ShinaMpanoratra Oiwan LamNandika Andriamifidisoa Zo16 Septambra 2023
Raha tsy misy ny fahafahana manavao ny pasipaoron'izy ireo any ivelany, ao anaty limby ny Belarosiana any an-tsesitanyAnjaran’ny firenena onenany no hanapa-kevitra ny amin’izay hanjo azy Mpanoratra Daria DergachevaNandika Harentsoa Tsiky Rakotoson14 Septambra 2023
Ireo firenena enina nahazo fanasàna ho isan'ny klioba BRICS" ... famoronana tontolo iray miavaka amin'ny fahitsiana, ny rariny, ny fampiatiana ary ny firoboroboana"Mpanoratra Africa Feeds, Zita ZageNandika Sylvia Aimée12 Septambra 2023