Mila manilika ny adiadiny ny Rosiana mpanohitra ka mivondrona manohitra ny adyMifanoratra tahaka ny mpifahavalo ireo andrin'ny fanoheranaMpanoratra Geneva Solutions Nandika Naomy25 Mey 2022
Diaspora avy ao Bosnia & Herzegovina : Manjavozavo ny fijery ny tokantrano sy ny tanindrazanaNy kolikoly no heverin'ireo Bosniaka mpilaravin'ahitra ho sakana amin'ny fiverenan-dry zareoMpanoratra Balkan Diskurs Nandika Miora24 Mey 2022
Fomba ataon'ireo Rosiana hanoherana ny ady ao Okraina avy amina fanjakana tsy refesi-mandidy irayManolotra saripikan'ireo hetsi-panoherana manerana an'i Rosia ireo loharano tsy miankinaMpanoratra Daria Dergacheva Nandika Miora23 Mey 2022
Maneho ny fanoherana an'i Potinina ny saina vaovao ho an'ireo Rosiana monina any ivelany manameloka ny fanafihana an'i OkrainaFihetsika fikomiana ny fanesorana ny loko menaMpanoratra Filip Noubel Nandika Salohy Randriafanomezantsoa23 Mey 2022
Atahoran'ny ao Azia Afovoany ny fitomboan'ny milisy ao Afghanistàna, raha i Rosia mbola manani-bohitra any OkrainaFamahàna ny herisetran'ireo Talibàna ny fisintahan'i Rosia ao amin'ilay faritra.Mpanoratra Zhar Zardykhan Nandika Sylvia Aimée19 Mey 2022
Mandraki-peo: Ny toetoetry ny fahalalaham-panaovan-gazetyMpanao gazety/mpikaroka avy amin'ny firenena dimy miresaka momba ny fahalalaham-panaovan-gazetyMpanoratra Ameya Nagarajan Nandika Andriamifidisoa Zo14 Mey 2022
Tetikasa fandraketana an-tsarintany amin'ny zanabolana manara-maso ny fahasimbana ao amin'ny vondrom-piarahamonina OkrainianaMety hiditra vanim-potoana iray isika izay ho sarotra ho an’ny miaramila sy ny mpanao politika ny mandaingaMpanoratra Nevin Thompson Nandika Raveloaritiana Mamisoa10 Mey 2022
Manohana an'i Okraina sy ny vahoaka Okrainiana i SarajevoNotakian'ny mpanao fihetsiketsehana ny hanitaran'ny governemanta Bosniaka ny fijanonan'ireo Okrainiana mpitsoa-ponenana ara-dalànaMpanoratra Balkan Diskurs Nandika Raveloaritiana Mamisoa05 Mey 2022