Tantara mikasika ny Eoropa Afovoany & Atsinanana tamin'ny Jona, 2021
JEREO/HENOY: “Beyond the Protest Square (Mihoatra lavitra ny Kianjam-Panoherana),” tafa niarahana tamin'i Tanya Lokot
Tsy nahita ny fandefasana nivantana ny webinar tamin'ny 17 Jona nataon'ny Global Voices ary nanasongadinan'i Tanya Lokot ilay bokiny "Beyond the Protest Square" ve? Ireto ny lahatsary sy feo ary e!
WATCH: Inona no lazain'ny Eurovision antsika momba an'i Eoropa
Tsy nahita ny mivantana anjotra ny webinar Global Voices Insights tamin'ny 20 mey 2021 momba ny fifaninanan-kira Eurovision? Indro ny famerenana momba azy.