· Febroary, 2013

Tantara mikasika ny Eoropa Afovoany & Atsinanana tamin'ny Febroary, 2013

Instagram An'ny Filoha Tchetchen?

Akon

Sarotra ny hahamarika ny kaonty Instagram an'i alihan777 amin'ny voalohany. Nahamarika ilay anaram-bositra tamin'ny alalan'ny siokan'ny namana ilay mpanentana malaza ao amin'ny fahitalavitra Rosiana Tina Kandelaki tamin'ny 8 Janoary 2013, saingy tsy nanome famantarana...

17 Febroary 2013

Ady Amin'ny ” Jadona Mahery Vaika” Any Amin'ny Faritra Fitrandrahana Arintany Any Okraina

Tany Severnyi, tanàna ravan'ny fitrandrahana arintany ao atsinanan'i Okraina, ilay bilaogera ao amin'ny Donetsk Stanislav Kmet (mpampiasa ny LJ frankensstein), rehefa nandefasan'ny vondronà mponina mailaka izay mangataka ny hanampiana azy ireo mba hisintonanana ny sain'ny olona ho any amin'iio fitrandrahana tsy ara-dalàna io, izay mitady handrava ny tranon-dry zareo.

05 Febroary 2013

Tafiditra Ao Amin'ireo Anjerimanontolo Rosiana Ankehitriny Ve Ny Hetsika Tamin'ny 1968?

Akon

Ny volana lasa teo, ny 18 Desambra, nanomboka nanao fitokonana sy nanakana ny fidirana amin'ny vavravara-ben'ny Anjerimanontolo ny mpianatra ao amin'ny Anjerimanontolom-panjakana momba ny varotra sy ny toekarena (RSUTE). Ny fifandroritan-kevitra dia mikasika an'i Sergei Baburin, rektoran'ny Oniversite, izay nesorina tamin'ny asany vao tsy ela akory ary nifangaroan'ny asa naha tompon'andraikitra azy tao amin'ny akademia tamin'ireo tantaran'ny lavabe naha mpanao politika azy.

04 Febroary 2013