· Marsa, 2015

Tantara mikasika ny Eoropa Afovoany & Atsinanana tamin'ny Marsa, 2015

Rahonan'ny Roscomnadzor Hakatona Tanteraka Ny Rakipahalalàn'ny RuNet

Akon  11 Marsa 2015

Mikasa ny hibahana ireo pejy miresaka " fampiasàna zava-mahadomelina sy vetaveta atao amin'ankizy" ao amin'ilay Lurkmore.ru rakipahalalàna momba ny kolontsaina ao amin'ny RuNet ny alika mpiambina ny fifandraisana Rosiana, saingy dia ilay tranonkala manontolo no hobahanany noho izy io mampiasa ny "protocols" https