Tantara mikasika ny Eoropa Afovoany & Atsinanana tamin'ny Septambra, 2019
Nilaza ny fampitam-baovao any Makedonia Avaratra fa naka tahaka ny hiran'ilay kintana Balkan malaza Toše Proeski ny tarika Rosiana iray
Andian-dahatsoratra an-tserasera maromaro tany Makedonia Avaratra no nanameloka ilay tarika rock Rosiana Zemlyane noho ny fakany tahaka ny hira malaza tamin'ny taona 2007 an'ilay mpanoratra avy any Kroasia ho an'ilay kintan'ny pop Makedoniana Toše Proeski izay efa nodimandry.
Mahatsiaro ny fanafihan'ny Sovietika an'i Tsekoslaovakia tamin'ny taona 1968
Tanora Tseky am-pahatelony mahery no tsy mahay mampifandray ny datin'ny 21 aogositra 1968 sy ny fanafihan'ny Sovietika an'i Tsekoslaovakia.
Nahazo ny sehatry ny fampahalalam-baovao ny teorian'ny teti-dratsin'ny CIA avy amin'ny kolonely iray tao amin'ny tafika Yogoslavy taloha
“Mameno ny sehatra media Serba ny vaovao faikany, ny mpanao gazety sandoka sy ny mpanadihady sandoka.”
Midedaka i Siberia, sempotra i Rosia
Ireo mpahay toetrandro dia nanambara fa niely tamin'ny fomba nivatravatra be ny tamin'ity taona ity noho ny fifangaroan'ny rivotra mahery sy ny lohataona mafàna loatra tsy toy ny mahazatra