· Novambra, 2017

Tantara mikasika ny Eoropa Afovoany & Atsinanana tamin'ny Novambra, 2017

Belarosia: Ny Olan'ny Fiteny

  14 Novambra 2017

Ao anatin'ny tontolo tonga lafatra, tsy inona ny fiteny fa fomba iray ifandraisan'ny olona tsirairay - tsy misy fiteny izay heverina ho ambony na ambany kokoa, ary omena fandrisihana ny ankizy mba handalina betsaka izany araka izay azo atao ...

Rosia: “Fanavakavahana”

  09 Novambra 2017

Tsy vitan'ny vola na ny fotoana ihany vao afaka amboarina ny solosainao indraindray ao Moskoa fa ilaina ihany koa ny endrikao ivelany, ny faharetanao ary ny hafanam-ponao manokana . Nitatitra ilay mpisera LJ kmaka tamin'ny resadresaka vao haingana niarahana tamin'ny solontenan'ny sampan-draharaha fanohanana ara-teknika.