· Oktobra, 2017

Tantara mikasika ny Eoropa Afovoany & Atsinanana tamin'ny Oktobra, 2017

Bitsibitsika Afghana (Taliban & Sekoly)

  26 Oktobra 2017

Taliban & Sekoly: Efa mahazatra ny fahitana ireo vehivavy sy tovovavy Afgana iharan'ny herisetran'ny Taliban, izay lavina tamin'izy ireo mihitsy ny zony hianatra. Nanome fahafahana ho an'ny tovovavy hiverina an-tsekoly ny governemantan'ny filoha Karzai saingy mbola miezaka manakana ny antsasaky ny vahoaka Afghana tsy hianatra ny Taliban.

Bitsibitsika Afghana (Janoary 2006)

  26 Oktobra 2017

Nilaza ny Afghan Reality fa araka ny fanadihadiana iray navoakan'ny WorldPublicOpinion.org, mihevitra ny 83 isan-jaton'ireo namaly fa misosa tsara araka ny tokony izy ny zava-drehetra ao amin'ny firenena  Nanampy ilay bilaogera hoe:

Bitsibitsiky ny Afghana: Sivana & Fihaonamben'i Londra

  21 Oktobra 2017

Mampahafantatra antsika i Afghan Lord fa miha maro ireo fantsona fahitalavitra tsy miankina ao Afganistana saingy mampitandrina momba ny loza ateraky ny sivana izy. Dialogue 3 indray nilaza fa tsy ilain'ny vahoaka Afgàna ny fanapahan-kevitra amin'ny Fihaonamben'i Londra.

Bitsibitsika Afghan

  19 Oktobra 2017

Misy ny bilaogy Afgana vaovao izay mampiroborobo ny fandriampahalemana sy ny tsy fampiasana herisetra eto amin'izao tontolo izao. Toy izao no novakianay tao amin'ny Afghan Peacemakers: