· Septambra, 2017

Tantara mikasika ny Eoropa Afovoany & Atsinanana tamin'ny Septambra, 2017

Belarus: Fanohanana Ho An'ireo Mpitarika Mpanohitra Nogadraina

Tovovavy iray no nosamborina raha nijoro teo ivelan'ny cybercafe iray teo akaikin'ny Kianjan'ny Oktobra tamin'ny Alatsinainy, nandritra ny fananganana toby lay. Navotsotra izy telo andro taorian'izay, ary niverina tany amin'ny rindrin'ny fonja ny zoma mba hizara ireo taratasy nalainy avy amin'ireo gadra hafa tamin'izy navoaka. "

18 Septambra 2017