Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

· Avrily, 2013

Tantara mikasika ny Eoropa Afovoany & Atsinanana tamin'ny Avrily, 2013

30 Avrily 2013

Manao Tolo-dalàna Handrara Ny Fanalanjaza Ny Mpanao Lalàna Okraniana

Tany am-piandohan'ny volana Aprily, parlemantera 3 n'ny antoko mpanohitra "Svoboda" ["Fahafahana"] no nametraka volavolan-dalàna mety handraràna ny fanalan-jaza any Okraina. Tetyana Bohdanova mitatitra ireo fanehoankevitra ao amin'ny aterineto mikasika io tolo-dalàna io.

26 Avrily 2013

“TrashOut”: Sarintany Ifandrimbonan'ny RuNet Hanoroana Toera-Pako Tsy Ara-dalàna

Akon'ny RuNet

Nisy fampihatra am-pinday vaovao mpandala ny tontolo iainana navoaka [ru] tao Rosia. Fifandrimbonana an-tsarintany ahafahan'ny mpisera manamarika toerana tsy ara-dalàna ahitana fako ao amin'ny sarintany iray ny “TrashOut“. Ity app (fampihatra) maimaipoana ho an'ny iOS sy ny Android, izay efa vita amin'ny fiteny hafa maro, dia vonona amin'ny fiteny Rosiana noho ny...

16 Avrily 2013

Poizina Ho An'ireo Rosiana Mpanao Gazety Ny Labiera & Twitter Afangaro

Akon'ny RuNet

Fitaovam-pitaterana mora sy azo antoka hifamezivezena ao Rosia ny fiarandalamby, indrindra fa raha ampitahaina amin'ireo arabe ratsy dia ratsy ao amin'ny firenena. Firenena lehibe i Rosia ary andaniana ora maro ny dia manasaraka ireo tanan-dehibe (na mety ho andro mihitsy aza). Noho ireo fahasarotana ireo, efa zava-mahazatra loatra araka izany...

14 Avrily 2013

Voalohany Amin'ny Mpisera Anaty Aterineto Ao Rosia Hiatrika Fitsaràna

Akon'ny RuNet

Pussy Riot, eat your heart out. Later this week, Russia’s most polarizing blogger, Alexey Navalny, will stand trial for embezzling roughly half a million dollars from a state-owned timber company in the city of Kirov. In a country constantly plagued by politicized legal proceedings, prosecuting the nation’s most prominent netizen...

“Hadihadian'ny Mpampanoa lalàna” ireo Fikambanana Tsy Miankina Any amin'ny Faritanin'ny Rosia

Akon'ny RuNet

Ireo mafana fo an'ny DemVybor any amin'ny faritr'i Voronezh dia nitatitra tao amin'ny blaogin'ny DemVybor [ru] fa manao fanadihadiana any amin'ireo Fikambanana tsy miankina (ONG) ny biraon'ny mpampanoa lalàna any an-toerana. Ireo fikambanana efatra nokendrena dia samy ao anatin'ny Tranoben'ny Zon'Olombelona ao Voronezh [ru] avokoa

Lesona Ho An'i Okraina Ny Fanatanjahantena Kroaty

Betsaka no tokony hianaran'i Okraina izay misy mponina 45 tapitrisa amin'i Kroasia, izay manana mponina mahery kelin'ny 4 tapitrisa raha resaka fikarakaràna hetsika ara-panatanjahantena ho an'ny ankizy no resahana.