Tantara mikasika ny Eoropa Afovoany & Atsinanana tamin'ny Janoary, 2013
Hongroà Mpianatra Manao Hetsi-panoherana, Miatrika Sazy, Mitohy Mitolona
Ny Desambra 2012, nitambatra hanohitra ny fampihenana goavana ny isan'ireo azo raisina amin'ny sekoly ambony ireo mpianatry ny anjerimanontolo sy sekoly ambony Hongroà. Mitohy ny tolon-dry zareo hisian'ny fidirana maimaim-poana
Tafatafa Niaraka Tamin'i Szabolcs Panyi, Tonian-dahatsoratry ny Global Voices Hongroà
Szabolcs Panyi, 26 taona, dia mpanoratra sy tonian-dahatsoratra ao aminà bilaogy Hongroà iray malaza, Véleményvezér ("Mpitari-kevitra”). Nanatevina laharana ny Global Voices amin'ny teny Hongroà izy tamin'ny Septambra 2011, ary hatramin'ny Martsa 2012 izy no lasa tonian-dahatsoratra mpanampy ato amin'ny tranonkala. . Global Voices
Mitagataga & Depardieu any Rosia
Tamin'ny 3 Janoary 2013 i Vladimir Putin no nanasonia [ru] sombin-dalàna sivy vaovao (mifandraika amin'ny fifindra-monina ny ankamaroany) sy ny iray fanasoniavana ny didy fampiharana ny fanomezana zom-pirenena [ru] Rosiana ilay mpilalao sarimihetsika frantsay Gérard...