Tantara mikasika ny Eoropa Afovoany & Atsinanana tamin'ny Marsa, 2010
Masedoana: Raha tsy nisy ny aterineto
Samy nanome ny valinteniny avy na ny mpamaham-bolongana na ny mpampiasa fitaovan-tserasera vaovao tamin'ny fanontaniana manao hoe “Ahoana ny nanovan'ny aterineto ny fiainanao?”, ao amin'ny lahatsoratra [MKD] iray amin'ny hita ao...
Pologne: Notorian'ny mpianatra ny minisitry ny fampianarana teo aloha
Nanapan-kevitra ny hitory ny Minisitry ny Fampianarana taloha Ryszard Legutko ireo mpianatry ny lisea roa A noho ny niantsoany azy ireo ho ‘zaza naranina (be sitrapo)’. Nanao fanangonan-tsonia , natolony...
Pologne: Ady amin'ny homamiadana amin'ny aterineto
Zazavavy kely miramirana 5 taona i Lenka ary i Paula kosa dia mpianatra momba ny haiendrika anatiny ("design interieur") manatona ny faha-20 taonany. Tsy mieritreritra ianao hoe mety hanana zavatra iraisana izy roa ireo nefa dia misy izany. Samy manana homamiadana izy ireo ary samy manana blaogy hiresahan'izy ireo ny fiadiany amin'ity aretina ity
Bolgaria: Adihevitra momba ny Islamo
Nisy olona 40 nanatrika adihevitra mitondra ny lohateny hoe “Islamo heverina ho mampatahotra – lamaody indray ve?” izay notontosaina tao amin'ny “Trano mena” Ivo ho an'ny kolontsaina sy ny adihevitra...
Rosiana maro vonona ny handoa vola ny votoaty an-tserasera
Fanadihadiana vaovao nataon'i Nielsen no nampiseho fa mihoatra ny antsasaky ny Rosiana no vonona ny handoa vola amina votoaty an-tserasera. Fa ny mahatalanjona amin'ny valin'izany fanadihadiana izany sy ny famakafakana...