Tantara mikasika ny Eoropa Afovoany & Atsinanana tamin'ny Septambra, 2010
Rosia: Arahaba tratry ny tsingerintaona ry @KremlinRussia! ;)
Tamin'ny 14 Septambra 2010, nankalaza ny faha 45 taonan'ny vaninandro nahaterahany ny filoham-pirenena rosiana. Ity no tsingerintaonany fahatelo nankalazaina nandritra ny naha-filoham-pirenena azy. Tamin'ny taona 2010, nitobaka ny firariantsoa sy ny fiarahabana avy amin'izao tontolo izao, ary anjatony amin'izy ireny no tsy avy amin'ny antso an-tariby ihany fa avy amin'ny...
Sina: Zo hitokona
Ny taona lasa iny no nahitana fihamaroan'ny isn'ireo Sinoa mpiasa mitaky ny zony tamin'ny alalan'ny fitokonana nanerana ny firenena; hetsika tsy ela akory nitakian'ireo mpiasa Sinoa ny zon-dry zareo amin'ny asa tany Rosia no nahatonga resa-be na tao anatiny izany na tany ivelan'ny sisintany.
Rosia: Ny fitantaran'ny olona iray avotra tamin'ilay fahirano tany amin'ny Sekoly tany Beslan
Zazavavy 13 taona hanomboka hiditra kilasy fahasivy indrindra i Agunda Vataeva (LJ user agunya) ny 1 septambra 2004 andro izay nanaovana azy ny reniny ary olona maherin'ny 1,100 hafa ho takalon'aina tany antsekoly #1 tany Antsinanan'ny Ossetia, tanànan'i Beslan. Naharitra nandritra ny telo andro ny nitanana azy ireo. Ny reniny,...
Rosia: Ny zava-niainan'ny mpitoraka bilaogy Isiraeliana tany amin'ny Hopitaly Rosiana
Betsaka ireo olona miaina ny fiainany ka tsy manam-potoana akory ny hijery ireo zavatra fahita amin'ny andavanandro amin'ny fomba fijery vahiny. Indraindray mila mankany ivelany ianao vao mahalala kokoa ny zavatra nataonao na tsia tany an-tranonao. Fa indraindray kosa, vahiny mitoraka bilaogy mikasika ireo zavatra niainany tany amin'ny hopitaly no...
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...