· Septambra, 2018

Tantara mikasika ny Azia Atsinanana tamin'ny Septambra, 2018

Nosazian'i Myanmar 7 taona am-ponja ireo mpanao gazetin'ny Reuters

GV Mpisolovava  04 Septambra 2018

Taorian'ny fitsaràna naharitra sivy volana, nosaziana higadra 7 taona an-tranomaizina tamin'ny 3 Septambra ireo mpampita vaovao roa avy ao Myanmar izay nitatitra momba ny famonoana ny Rohingya ao amin'ny fanjakan'i Rakhine tamin'ny herintaona, noho ny fanitsakitsahana ny Lalàna Ofisialy momba ny Tsiambaratelo taona 1923.

Shina: Niteraka tondra-drano tany Hangzhou ny oram-batravatra

  01 Septambra 2018

Any Hangzhou faritanin'i Zhejiang atsinanan'i Shina no misy ny Reniranon'i Qiantang, izay mandray ny onjan-driaka lehibe indrindra eran-tany isan-taona; tena lehibe tokoa ity renirano ity ka indraindray mifaoka ireo mpitazatazana rehefa mandalo izy. Nandalo ary efa lasa ny onjan-driaka tamin'ity taona ity (2007)