· Mey, 2018

Tantara mikasika ny Afrika Mainty tamin'ny Mey, 2018

Tontolo Iainana: Mpitoraka Bilaogy Momba Ny Angovo, Sy Ny ‘Zero Africa Rally’

  07 Mey 2018

Mpitoraka bilaogy maro no niresaka tamim-pahamalinana ny momba ireo olan'ny angovo, avy amin'ny angovo nokleary, ny 'herinaratra apetaka dia miasa avy hatrany ' ny "Clean Ambitions"- Faniriana Madion'ny shinoa ary ireo Foiben'ny Angon-drakitra Maitso. Na any Afrika Atsimo izany, na any Shina na any Amerika, nahatonga ireo mpitoraka bilaogy hieritreritra vahaolana ny olana momba ny angovo.

Angola Sarin'ny Karnavaly 2006

  07 Mey 2018

(Marihina fa tamin'ny 5 May 2006 no nivoaka ny lahatsoratra teny Anglisy) Sary avy ao amin'ny  “Tonspi” – José Silva Pinto

Avy Amin'ny Tontolon'ny Bilaogy ao Afrika Andrefana

  07 Mey 2018

Betsaka ny olona hitantsika naratra tanaty korontana politika nitranga sy nitohy [...] Dia inona? Tsy natao ho an'ireo manana fo marefo ny politika, ary ireo olobe rehetra avy amin'ny fanoherana [...] mahafantatra tsara izany hatrany am-piandohàna.

Sary avy any Mali: Ny fitaterana ondry

  02 Mey 2018

(Marihina fa tamin'ny 22 Novambra 2006 no nanoratana ny lahatsoratra teny Anglisy) Ilay bilaogera Flickr, Johanne Veilleux, dia namoaka ity saripika nalaina tany Siby, Mali ity ary nanoratra hoe: “Eny tokoa, tena ondry ireo mifatotra eo amin'ny tafon'ny bisy ireo.”