Sary avy any Mali: Ny fitaterana ondry

(Marihina fa tamin'ny 22 Novambra 2006 no nanoratana ny lahatsoratra teny Anglisy)

bamako

Ilay bilaogera Flickr, Johanne Veilleux, dia namoaka ity saripika nalaina tany Siby, Mali ity ary nanoratra hoe: “Eny tokoa, tena ondry ireo mifatotra eo amin'ny tafon'ny bisy ireo.”

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.