Tantara mikasika ny Lalàna tamin'ny Aogositra, 2017
Azia Atsimo: Zon'Olombelona, Tontolon'ny Bilaogy, Fombandrazana, Demaokrasia, Fanavakavahana, Fitsangatsanganana sy Fetibe
Satria ve atahorantsika ny handray ireo raharaha izay ifandonana ka dia aleontsika bilaogera mangina?
Nametraka Ny Rejisitry Ny Mpandikatenin'ny Tompotany I Arzantina
Nametraka ny Rejisitry ny Mpandika ny Fitenin'ny Tompotany i Arzantina taorian'ny raharahan'i Reina Maraz izay tany am-ponja nandritra ny telo taona noho ny antony tsy fantatra satria tsy nisy ny mpandika teny Quechua tao amin'ny firenena.
Mpanao Gazety Thailandey Sy Mpitsikera ny Governemanta Enti-Miaramila Miatrika Fiampangana Fampisaraham-bazana Noho Ny Lahatsoratra Facebook

"Mbola hanohy ny fanakianana ny fitondrana miaramila tsy ara-dalàna foana aho mandra-panendahan'izy ireo ny smartfindaiko."
Sri Lanka: Tsy Resahana Intsony Ny Fizahantany Mamoafady
" Ny olana iray izay manohy mandona ny saina sy mamotika taranaka manontolo foana ve tsy ampy ho atao hoe olan'ny firenena?''
Shina: Polisy Sy Mpitondra Bisikileta (Na/Sy Môtô)
(Marihina fa tamin'ny desambra 2006 no nivoahan'ny lahatsoratra tamin'ny teny anglisy) Guangzhou, tanàna fahatelo lehibe indrindra ao Shina, ora vitsivitsy avaratr'i Hong Kong, no tanàna lehibe farany hanaisotra ny moto ao aminy,...
Ekoadaoro: Vondrona Ara-tsosialy Manao Dia Be Ho Fankalazana ny Andron'ny Asa
Toy ny firenena maro manerana izao tontolo izao, nankalaza ny Andro Iraisam-pirenena ho an'ny Mpiasa rehefa 1 May ny Ekoadoriana. Lasa andro ara-tantara iray nitoloman'ny mpiasa rehetra manerana ny firenena hanànana fepetram-piasàna tsaratsara kokoa, na efa natao ho andro tsy fiasana tamin'ny fomba ofisialy aza izany tao amin'ny firenena tamin'ny 1915.