Tantara mikasika ny Lalàna tamin'ny Septambra, 2007
Ukraine : Fifidianana ao amin’ny Nosin’ny Menarana
Ny Ukraine List dia hanaramaso ny fifidianana solombavambahoaka hatao ny 30 septambra ho avy izao ao amin’ny nosin’ny Menarana izay ahitana mponina 50 ka hatramin’ny 100, araka ny fomba fanisana...
HongKong: GazetyBoky vetaveta sy Baiboly Vetaveta
Nosokafan’ny olo-tsy fantatra tamin’ny 15 may tao amin’ny tranonkala truthbible (baiboly tena izy) ny fanenjehana ny Baiboly ho enti-manohitra ny didy navoakan’ny Fitsarana misahana ny lahatsoratra tsy fampiseho masoandro (ang....
Shina: Ny vaovao mampidi-doza
Nadikan'i William Long avy amin'ny teny shinoa ho amin'ny teny anglisy ny atao hoe “vaovao mampidi-doza”. Notsoahiny avy amin'ny lalàna [shinoa] fanaraha-maso ny tambazotram-pamoaham-baovao sy izay apetraka anaty aterineto (avy amin’ny...