Tantara mikasika ny Lalàna tamin'ny Avrily, 2008
Ethiopia : Mpihira kalaza tohanan'ny mpiblaogy nohon'ny fisamborana azy
Nirongatra ny hanohana ny mpihira Teddy Afro izay kalaza indrindra any aminy ireo mpiblaogy Ethiopiana, taorian'ny nampiakarana azy fampanoavana nohon'ny fahafatesan'ny zatovo iray izay voadonan'ny fiarakodia izay nandositra tany an-drenivohitra Addis-Abeba. Ny ankamaroan'ireo mpiblaogy dia mihevitra fa nararaotin'ny fitondrana hiampangana an'i Afro fotsiny izany, nohon'ny fankahalany ny halehiben'ny lazany sy ireo tononkirany izay...
Koety: Omeo ahy fotsiny ny Espresso-ko
Momba an’i Koweït eo an-dàlam-panarenana ny takaitran’ny tafiotra mahery tamin’iny herinandro lasa iny, ny mpitoraka blaogy G, ao amin’ny blaogin’i G, dia naneho sary roa momba ny fahavoazana tavela. Iray amin’ireny ity : … sy ny fanamarihana toy izao: Tonga maraina be mba hiasa aho androany, toy ny efa fahazàrako,...
Trinite sy Tôbagô , USA, Afrika, Italia : Fivavahana sy Pôlitika
Jeremy Taylor no manapariaka ao amin'ny blaoginy Notes from Port of Spain [tanana any Trinite sy Tôbagô ny Port of Spain] izay fijeriny ireo lohahevitra misongadina vokatry ny fandalovan'ny Papa Ray Masina tany Zamerika [USA]: It's not enough for the Pope to be ‘ashamed’ of his American paedophile priests…he also...
Arzentina : Mpianatra sekoly ambony mampiasa lahatsary aseho aterineto hitaterany ny olana mianjady aminy
Te-hisintona ny mason’ny famoaham-baovao[es] hilazany ny olana mahazo azy ny mpianatry ny sekoly ambony arzantina tamin’ny fametrahana lahatsary tao amin’ny YouTube : mila trano lehibe afaka ianarana ry zareo. Amin’izao fotoana izao dia any amin’ny sekoly fanabeazana fototra no mamonjy sekoly ny Ipem 112 “César Iñíguez Montenegro”, any Sebastián Elcano,...
Nizeria : Fandraràna ny fimailo
Jeremy Weate no manapariaka ao amin'ny naijablog lahatsoratra mikasika ny fandraràna ny fimailo any Anambra, Nizeria : It is now illegal to encourage the use of condoms in southeast Nigeria's Anambra State. The state government has also banned the advocacy and distribution of other forms of contraceptives including IUDs (intrauterine...
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...