Tantara mikasika ny Lalàna tamin'ny Marsa, 2008
Mipariaka toy ny alondrano ireo lahatsary mikasika ny Andro Iraisam-Pirenena hoan'ny Rano
Rano tony [Zen Water] sary nindramina tany amin'i darkpatator Nanomboka tamin'ny fivoriamben'ny Firenena Mikambana mikasika ny Tontolo Iainana sy ny Fampandrosoana izay notanterahina tany Rio-de-Janeiro tamin'ny taona 1992, dia tapaka fa hankalazaina isan-taona, isaky ny faha-22 Martsa ny Andro Iraisam-Pirenena hoan'ny Rano [World Water Day | Journée Mondiale de l’eau]....
Shina : Gidragidra manerana ny lalamben’i Lhasa
Na dia efa andro vitsivitsy lasa aza ity lahatsoratra ity no nivoaka tamin’ny teny anglisy ataoko fa tsy very akory ny hasina mahavaovao azy indrindra amin’ny teny malagasy noho ny fahavitsian’ny vaovao milaza azy amin’ity tenindrazantsika ity. Izay no mbola amoahako azy hatrany. Marihina hatrany fa fandikanteny fotsiny no ataoko...
Liban : Ny fifidianana Filoham-pirenena sy ny ireo fanohanana avy any ivelany
Efa dimy volana izao no tsy nanana Filoham-pirenena i Liban. Efa in-15 no nahemotry ny Filohan'ny Parlemanta ny fifidianana. Ny Parlemanta ao Liban, izay misy olom-boafidy 128, no tokony mivory ary mifidy izay ho Filohan'ny Repoblika. Mbola tsy nisy anefa izany hatramin'izao. Nilaza ny Filohan'ny Parlementa fa tsy manaraka ny...
Jordana : Mpanao gazety dimy nampiridina am-ponja
Mpanao gazety dimy avy ao Jordana no iharan'ny sazy telo volana am-ponja noho antony roa samihafa nandika ny lalana ao amin'ny fireneny. Manangam-peo ny mpitoraka blaogy avy ao an-toetrana hanoherana ity raharaha manohitra ny fahalalahan'ny fanehoan-kevitra ity. Araka nolazain'ny International Freedom of Expression Exchange dia gazety lehibe roa ao Jordana,...
Tohanan'ny daholobe ny fanamelohana ho faty
Sary “brooms head romans.. ” an'i Antigua Daily Photo arovan'ny licence Creative Commons. Ny tsirairay dia afaka mahita izay fifanoherana eto Guatemala momba ny fanamelohana ho faty izay. Andaniny, ireo Guatémaltèques dia mandray anjara mavesatra amin'ny fihetsiketsehana ara-pinoana karakarain'ny Katolika sy ny Protestanta mandritry ny herinandro masina, fotoana natao indrindra...
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...