Tantara mikasika ny Lalàna tamin'ny Janoary, 2008
Torkia : Nanamafy ny fanakanany ny vohikala YouTube
Again, a Turkish court has blocked access to the popular video-sharing site YouTube over a video clip allegedly insulting the country's founding father, Kemal Atatürk. “Nanamafy ny fanakanany ny vohikala...
Mozambika : Fakana an-keriny hafahafa
Ivone Soares any Maputo, no mitatitra ity vaovao tselatra mahatsikaiky avy Mozambika ity : No dia 23/01/2008, foi raptado, por desconhecidos, em Mocímboa da Praia o cidadão Momade Hamade que...
Honduras: Iharana sy vavolombelona famonoana olona
Mbola lohahevitra mafotaka any Honduras amin'izao fotoana izao ny resaka famonoana olona (na heloka bevava), vao nisy mpamaham-bolongana roa indray manko no tratran'ny fanafihana ary nahita maso ihany koa ny fandrobana...
Trinite sy Tôbagô : “Taranaka” nangalarina ?
Jumbie's Watch no mitatitra momba herisetra nitranga tany am-pianarana tany Trinite sy Tôbagô : Today I saw an article about a boy, a schoolboy in school, beating a fellow student...
Arabia Saodita : Afaka mijanona amin'ny hotely irery ny vehivavy
Or Does it Explode no mitatitra izay fandresena kely hoan'ireo vehivavy any Arabia Saodita. Araky ny fampahalalam-baovao dia : Women in Saudi Arabia can now stay in a hotel or...
Sodana : “Bromure de potassium” sy famosaviana
Andrew Heavens no manoratra momba ny “Bromure de potassium” sy famosaviana any Sodana: Only in Sudan. Sudanese bakery owner fined for using witchcraft in court “Raha tsy any Sodana ianao...
Nepal : Fizakantenan’ny Fitsarana isam-paritra sy ny fanamafisana ny lalàna
Indro ny fehin’izay nosoratan’i Bahas mikasika ny rafitra ara-dalàna mihatra any Nepal. “Sarotra dia sarotra ny fanamafisana ny Fitsarana sy ny lalàna fanamafisana ny demokrasia ary ny fampiasana ny rariny...
Bahamas : Mpitandro ny filaminana matin'ny tifi-basy
Satria maty novonoin'olona teo am-perinasa ity Mpitandro ny filaminana iray dia vaky vava i Adrian Gibson nanambara tao amin'ny WeblogBahamas.com fa : “The fear of crime has left many citizens...
Afrika Atsimo : Inona marina no tena zava-mitranga ?
Velom-panahiana ny Blog South Africa, Inona marina no tena zava-mitranga aty Afrika Atsimo ? : Nel gets arrested by the police, by all reports by actively going from prosecutor to...
Letonia: Raharaha maizin’ny olom-pirenena rosiana
Marginalia no mitatitra: “Raharaha maizina mahavàka iray hafa indray mahatafiditra an’i Letonia – dia ny fivarotana pasipaoro eo ho eo amin’ny zato ho ana mpanankarembe izay olom-pirenena Rosiana ny ankamaroany...