· Mey, 2008

Tantara mikasika ny Lalàna tamin'ny Mey, 2008

Egypta : Fampijaliana azo ekena ihany

Zendana ny mpiblaogy Egyptiana Mostafa raha nahatsikaritra taorian'ny fanadihadiana notanterahiny anivon'ny mpiray dia ao amin'ny vohikala Facebook, fa misy ireo namany izay mihevitra fa azo ekena ihany ny fampijaliana atao ny olona iray, mba hanongotana an-tery izay...

29 Mey 2008

Brezila: Famonoan-jaza ataon'ny fampahalalam-baovao fampisehoana

Maty tao anatin’ny toe-javatra tsy dia mazava loatra ny zazavavy iray. Ny rainy sy ny renikeliny avy hatrany no voalohany ahiahian’ny haino aman-jery sy ny hevitry ny olona amin’ny ankapobeny, saingy mbola andalana ny fanadihadiana ofisialy. Mba mety ve ny mampino mponina mahatratra 160 000 000 heloka famonoana ny zanany vavy alohan’ny fivoahan’ny didim-pitsarana amin’ity raharaha ity? Fa inona daholo ny resaka manodidina sy ambadik’ity raharaha ity ? miresaka momba izany ny tontolom-bolongana breziliana.

03 Mey 2008