Tantara mikasika ny Lalàna tamin'ny Mey, 2018
Serbia: Etazonia An'i Barack Obama, Zava-baovao Iray Ho An'izao Tontolo Izao?
Barack Obama no filoham-pirenena vaovao ao Etazonia. Heveriko fa tsy mety hisy zava-baovao ho an'i Serbia izany (na inona na inona, mivantana be) satria tsy hiova ny politika amerikana mikasika an'i Serbia sy Kosovo. Na izany aza, raha toa tena manaja ireo fampanantenany tamin'ireo fifidianana ny filoham-pirenena vaovao dia tokony...
Famehezana ny Tontolon'ny Blaogy Poloney
"Fandresena kely, sy tsy maharitra ho an'ireo 'mpikatroka amin'ny 'click'' anefa raha araka ny Poland IP, izany no porofo toy ny fomba ara-drariny hanehoana hevitra sy hikarakarana ny fanoheran'ny vahoaka no fahitàn'ny vondrona mpitsikera ao Polonina ny aterineto."
Netizen Report: Inona no iombonan'i Pakistan sy Rosia? Mandràra ny Telegram izy ireo.
Manome topimaso iraisam-pirenena momba ny fanamby, fandresena sy ny vaovao malaza momba ny zo aterineto manerantany ny Advox Netizen Report.
Porto Riko : Ilay Fahazoandàlana Vaovao Ahafahana Mamono Hazo
Nahatonga fanehoankevitra be teo amin'ny tontolon'ny blaogy Pôrtôrikana ilay fanapahankevitra vao haingana avy amin'ny Sekreteram-Panjakana Momba ny Fambolena ao Pôrtô Rikô. Ao amin'ny nosy Pôrtô Rikô, mila mangataka fahazoandàlana any amin'ny masoivohon'ny harena voajanahary ny olona iray raha te-hanapaka hazo. Izay aloha ny zotra narahina hatramin'ny fotoana nanaovan'ilay Sekretera jeneralin'ilay...
Kardinaly George Pell Zokiny Indrindra Ao Vatikana Hiatrika Fitsaràna Ao Aostralia Noho ny Herisetra Ara-nofo
"Manolotra fitiavana ho an'ireo rehetra niharam-boina izay hitondra porofo. Mitaky hery ngezabe ny fijoroana toy izao."
Etazonia: Manoratra Blaogy Avy Any Amponja
Ny famakiana boky, ny filalaovana karatra na ny fakàna maripahaizana vaovao, no torolalàna nomena mba hiatrehana ny famonjàna.
Goatemalà: Nampodiana Ny Filoham-pirenena Teo Aloha Portillo Rehefa Avy Nandositra Tany Meksika
Azo heverina ho resaka politika ve ny fampodiana an'i Alfonso Portillo, Filoham-pirenena taloha tao Goatemalà ?
Mandrisika ny governemanta vaovao ao Malezia hanatanteraka fanavaozana amin'ny media
Mampahatsiahy ny governemanta vaovao ao Malezia ny fiarahamonim-pirenena sivily mba hanatanteraka ny fandaharan'asany momba ny fanavaozana izay nampanantenaina nandritra ny fampielezan-kevi-pifidianana.
Shina: Mandroaka ireo tsy an'asa ao Shenzhen
Manadio ny tanànan'ireo tsy an'asa mandritra ny telo volana mahery - izany no nolazain'ny ben'ny tanàna lefitr'i Shenzhen sady lehiben'ny polisy tamin'ny 29 aprily ho setrin'ny olana ara-pandriampahalemana ao amin'io faritra manokana ara-toekarena any atsimon'i Shina io. Niteraka valinteny mahery vaika tamin'ny aterineto izany sosokevitra izany..
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...