Tantara mikasika ny Lalàna tamin'ny Desambra, 2007
Kenya: Androany no tokony nianiana ny filoham-pirenena vaovao
Nomarihin'ny Mpitsara (mpahay lalàna) Kenyana ary fa araka ny Lalam-panorenana Kenyan dia tokony ho nahavita ny fianianany androany ny filoham-pirenena vaovao: “Ny eritreritro manaraka rehefa nihaino ny mpanao fihetsiketsehana aho; dia nifarana...
Porto Rico, trinite sy Tobago, Pakistana: Fodiamandrin'i Bhutto
“Namelona ny aingam-panahiko i Benazir Bhutto. Nahery vaika izy. Nahery fo ihany koa. Sady tsara tarehy no nahay nihaingo ary tsy natahotaho-poana”: Izany no ambangovangon-tenina mpamahambolongana teraka Porto Rikana Liza Sabater...
Jamaïka : “Wine” amin'ny vidiny mirary
“Wine” no tenin-jatovo ilazana ny seraseran'ny firaisana ara-nofo any Jamaïka. Ny blaogy Stunner's Afflictions dia mihevitra fa “tokony hisy fepetra raisina mihitsy hampitsaharana izao zavatra lasa fomba be mpanao izao”...
[GV Show Special] Tafatafa miaraka amin'i Wahda Masrya – Tovovavy Egyptiana
Nandritra ny fotoam-pamaranana ireo andiam-pivoriana niompana tamin'ireo sehatra vaovao hoan'ny seraseram-pifandraisana izay notarihiko tany Aleksandria, tany Egypta, saika izay rehetra nandray fitenenana dia nidera an-dRamatoa Shahinaz Abdelsalam, izay maro mpahalala...
Guyana : Basy sa iPods ?
Inona no lafo vidy kokoa any Guyana Basy poleta 9 mm sa fihainoana mozika MP3 ? Atolotry ny blaogy Guyana Providence Stadium miaraka amin'ny isa ny valiny. Nicholas Laughlin