· Marsa, 2010

Tantara mikasika ny Lalàna tamin'ny Marsa, 2010

India: Ady an-dokambarotra ifanandrinan'ny Rin sy ny Tide

Ampahany avy amin'ny sary mihetsika, avy tamin'ny fahatsaram-pon'i Vivek Bhatia Niteraka fifanoherana tao amin'ny tontolon'ny bilaogy any Inda ny dokam-barotra mampiranty vovon-tsavony 2 samy hafa mpifaninana. Miady hevitra momba ny...

10 Marsa 2010

Philippines: “Fifanaraham-panambadiana azo havaozina”

Vondrona politika iray ao Philippines no maniry hampiditra volavolan-dalàna mametraka ny fetram-pifanaraham-panambadiana iray ho manankery mandritry ny folo taona. Araka ny nanampoizana azy dia niteraka fanehoan-kevitra mivaivay eo anivon'ny fitorahana blaogy ity tolo-dalàna tokana an-tany ity.

06 Marsa 2010