Tantara mikasika ny Lalàna tamin'ny Avrily, 2020
Raha olana ny vaovao tsy marina any Tonizia, tsy vahaolana ny fanamelohana( bebe kokoa) ny fitenenana
Nampandamoka ilay volavolan-dalàna nampiady hevitra mikendry ny hanameloka ny fanelezana " vaovao tsy marina " an-tserasera ireo olompirenena sy ireo vondrona mpiaro ny zon'olombelona.