· Oktobra, 2010

Tantara mikasika ny Lalàna tamin'ny Oktobra, 2010

Arabia Saodita: Génie any amin'ny fitsaràna

"Teo ambany herin'ny génie (fanahy araka ny famaritana arabo) aho", izany no fialàn-tsiny farany indrindra ho an'ny kolikoly ara-panjakana any Arabie Saoudite. Araka ny gazety Saodiana Okaz [Ar], voampanga ho nanao kolikoly ny mpitsara iray tao Al Madina, nandray tsolotra sy naka mihoatra izay tokony ho izy.

24 Oktobra 2010