Tantara tamin'ny Septambra, 2018
Ekoadaoro: Ahiahy momba ny fiarovana sy fiainana manokana ao amin'ny aterineto
Zavatra tsy mbola hita tamin'ny vaovao, fa mety ho mahagaga ihany koa ny fanontaniana momba ny fiarovana amin'ny aterineto sy ireo tranga fijirihana vao haingana.
Sri Lanka: Nahazo ny vaton'ny faritra atsinanana ny governemanta
Natao ny Sabotsy lasa teo (10 may) ny fifidianana filan-kevitry ny Faritra Tatsinanana, ka nahazo vato 20 tamin'ireo seza 37 ny governemanta. Nahazo seza 15 ny Antoko Nasionaly Miray ary nahazo seza 1 avy ny JVP sy ny TDNA.
Mamakivaky ny afovoan-tsenan'i Kumasi
Lahatsary iray notontosaina mampiseho ny famakivakiana ny iray amin'ireo tsena lehibe indrindra an-kalamanjana ao Afrika. Nalaina ary novolavolaina tamin'ny 23 Jolay 2005. Avy amin'ny mpitendry aponga Ghanaina Obo Addy ny mozika, nalaina tao amin'ilay rakikirany Afieye Okropong ary nahazoana alalana avy amin'i Alula Records.
Nosamborina noho ny fanamarinana ny zava-misy: Nampandoavin'ny fitsarana Kazakh onitra ilay Okrainiana mpanao gazety

Mampiseho ny fankalahan'ny manampahefana ny adihevitra momba an'i Okraina ao Kazakhstan sy ny tolona naharitra ela niaraka tamin'ny gazety ao an-toerana ny zava-misy.
Ireo mpitsoa-ponenana Liberiana ao Buduburam
Horonantsary fanadihadiana momba ny fitsidihako ny tobin'ny mpitsoa-ponenana Liberiana ao Buduburam, Ghana ny volana Jolay 2005 .
Rosia: Fiovaovan'ny fanoherana
Raha jerena ny fifandraisana eo amin'ireo mpandray anjara [mpitandro filaminana marobe kokoa noho ny mpanao fihetsiketsehana], tahaka ny hoe polisy ny ankamaroan'ireo mpanohitra, ary nanakana azy ireo fotsiny tsy haneho ny fanoherany ny mponina ao an-toerana. [...]
Nisokatra ny fisoratana anarana tamin'ny loka ‘Best of the Blogs’ (Bilaogy Tsara Indrindra)
Nikarakara ny fifaninanana iraisam-pirenena fanao isan-taona fahaenina amin'ny loka Bilaogy Tsara Indrindra 'BOBs' ny Deutsche Welle. Tamin'ity taona ity dia nisy loka vaovao ho an'ireo bilaogera tsara indrindra niresaka momba ny fiovaovan'ny toetr'andro sy ny sokajy vaovao ho an'ny fiteny Bangla (Bengali) ihany koa.
Kolombia: Jimmy Carter nandray anjara tamin'ny resaka fandriampahalemana?
Carter te-handray anjara amin'ny dingana fandriampahalemana ao Kolombia.
Rosia : Nampiharina amin’ny olana an-drenivohitra ny fanentanana an-tserasera

Matetika manome vahaolana amin'ny olana eo an-toerana izay atrehin'ny mponina miaina an-tanàndehibe sy any amin'ny foiben-drenivohitra.isam-paritra ny tetikasa an-tserasera ahafahan'ny olom-pirenena mandray anjara. Manome fahafahana ny olom-pirenena mba hilaza ny olana izay tsikariny ny sehatra Rosiana miisa roa ka mba handraisan'izy ireo anjara amin'ny famahana izany.
Azia Atsimo: Mariazy ifanarahana, firongatry ny bilaogy Hindi, fotoana ho an'ny fanovana fitondrana ao Pakistan, vehivavy ao Afovoany Atsinanana
Ny malaza indrindra farany avy amin'ny bilaogy isan-karazany Aziatiaka Atsimo