(Marihina fa tamin'ny volana Novambra 2005 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy)
Video documentary of my July 2005 visit to the Liberian refugee camp in Buduburam, Ghana. I learn about the challenges faced by Liberians forced to flee their homeland, as well as some of the training programs available to them. I visit one of the camp's telecentres, as well as an women's literacy support group. Music used with permission of Alula Records.
Sivy minitra, 50 megabytes.endrika miadana (20 megabytes):
http://www.andycarvin.com/video/refugees-low.mov
Horonantsary fanadihadiana momba ny fitsidihako ny tobin'ny mpitsoa-ponenana Liberiana ao Buduburam, Ghana ny volana Jolay 2005 . Hitako ny olana atrehin'ireo Liberiana voatery nandositra ny tanindrazany, ary ny sasany tamin'ireo fandaharanasa fampiofanana azon'izy ireo atao ihany koa. Namangy ny iray tamin'ireo foibe ho an'ny teknolojia tao amin'ny toby aho, sy ny vondrona fanohanana ny fahaizana mamaky teny sy manoratra ho an'ny vehivavy ihany koa. Mozika nahazoana alalana avy amin'i Alula Records .
Sivy minitra, 50 megabytes.
Podcast: Play in new window | Download
Subscribe: RSS