(Lahatsoratra teny Anglisy efa tamin'ny volana Aprily 2008)
Niantso an-tariby ny filoha Kolombiana Álvaro Uribe in-telo tao anatin'ny folo andro ny filoha Amerikana teo aloha Jimmy Carter, hoy i Constanza Vieira ao amin'ny Heavy Metal Colombia mikasika ny fikasan'i Carter te-handray anjara amin'ny dingana fandriampahalemana ao Kolombia.