Tantara mikasika ny Fifandraisana iraisam-pirenena tamin'ny Jolay, 2022
Hitsidika an'i Taiwan ve ny Mpitondratenin'ny Antenimieran'i Etazonia Nancy Pelosi, na dia tery handrahona aza i Shina?
Manohana ny fitsidihana ny Antenimieran'i Etazonia sy i Taiwan. Mandrahona hampihatra "fepetra an-keriny" i Shina raha mbola mikiribiby i Pelosi ary milaza ny miaramilan'i Etazonia fa "tsy hevitra tsara izany." Hanao azy ho any Taiwan ve i Pelosi?
Nahoana no misy idiran'ny resaka tombony amin'ny visa ny fahalalahan-gazety
Tsy ilaina amin'ny asa maha-mpanao gazety izany afa-mandao ny firenenao izany — na aiza izy ireo no monina na aiza.
Tao anaty famakisana ny firaisankinam-paritra, nandao ny Forum Nosy Pasifika i Kiribati
Natao ho fampahatsiahivana antsika rehetra izany fa miankina amin’ny fomba fifanajantsika sy ny fifankahazoantsika lalina ny firaisankinantsika sy ny fiombonantsika amin’ny maha faritra antsika rehefa miasa manoloana ireo fanamby atrehintsika amin’ny maha faritra isika.
Mandà hatrany ny Fandripahana tao Račak/Reçak ny manampahefana Rosiana sy Serba
Nandà ny vono olona tany Račak/Reçak tamin'ny taona 1999 tany Kosovo ny Minisitry ny Raharaham-bahiny Rosiana Sergey Lavrov, nandritra ny resadresaka nifanaovana tamin'ny masoivohom-baovaom-panjakana Rosiana Sputnik izay navoakan'ny fampahalalam-baovao Serba.
Miakatra ny onja fanoherana ny fitrandrahana ny fanambanin'ny ranomasina lalina
"Raha omena alàlana hanohy ny diany, ny fitrandrahana dia hanimba ny fahazarana hatry ny fahagola hita any anaty ranomasina lalina any, ary amin'ny fomba tsy hahafahana miverin-dàlana intsony, ary hisy fiantraikany amin'ireo izay miankina sy mivelona amin'ny ranomasina."