· Oktobra, 2013

Tantara mikasika ny Fifandraisana iraisam-pirenena tamin'ny Oktobra, 2013

Madagasikara: Betsaka Ny Lesoka Tamin'ny Fifidianana #mdg2013

  26 Oktobra 2013

Tsindrian-daona nandritra ny fotoana ela ny vahoaka niandry na ho tanteraka ihany na tsia ny fifidianana. Tontosa soa aman-tsara izany na teo aza ny tsy fahatomombanana maro isan-karazany tsikaritra nandritra ny fanomanana, nandritra ny andron'ny fifidianana, ary indrindra fa nikasika ny ora nolazaina fa hikatonan'ny birao fandatsaham-bato.