Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

· Febroary, 2008

Tantara mikasika ny Fifandraisana iraisam-pirenena tamin'ny Febroary, 2008

16 Febroary 2008

Kôngô-Brazzaville : Fanapariahana ny teny manambara ny zon'ny vahoaka indizeny

indigenouspeoplecongobrazza no mitatitra momba ireo ezaka ataon’ Kôngô hanapariahana sy hampahalalana ny mombamomba ny fanambarana vaovao nataon'ny firenena mikambana hoan'ny zon'ny vahoaka indizeny : a été organisé, le 24 Janvier 2008 dernier, un atelier d’information et de réflexion sur les droits des peuples autochtones dans la salle de l’ASU de l’Eglise...

02 Febroary 2008

Timor atsinanana : Momba ny fahafatesan’i Suharto

Tamin’ny taona 1975 no nanambaran’i Timor Atsinanana ny fahaleovantenany rehefa nozanahan’i Portiogaly 400 taona. Saingy vao haingana kosa no nahazoany ny fahafahana, noho ny fanafihana sy ny fibodoan’i Indonesia izay nanjaka taminy 24 taona. Tombatombanana ho mihoatra ny 200 000 na ny iray ampahatelon’ny mponina ao an-toerana no maty vokatr’io...