Tantara mikasika ny Fifandraisana iraisam-pirenena tamin'ny Oktobra, 2007
Faritry Balkan : « Resaka fiteny »
Ny blaogy Balkan Baby dia mitatitra mikasika ny « resaka fiteny » any amin'ny faritra Balkanika : « What language do we speak when we are in the countries that...
Afrika : Hatsangan'i Shina ho zanany ve i Afrika ?
Hatsangan'i Shina ho zanany ve i Afrika ? : « The latest project to hit the headlines is a $5 billion offer from the Chinese government to fund roads, railways,...
Afrika : Fampitaovan'ny Amerikana an'i Afrika ara-miaramila
Ny mpiblaogy Alex dia mamelabelatra mikasika ny tosiky ny Amerikana hamerina indray ny fampitaovana an'i Afrika ara-miaramila : « Now in the age of a supposed ‘war on terror’ the...
Iran : « Ary lasa aiza i Iran ao amin'i Yahoo ? »
Ny mpiblaogy Kourosh Ziabari izay monina any Iran dia mitantara [Farsi] fa raha nanam-paniriana ny hisoratra anarana toy ny mpampiasa vaovao ny imailaky Yahoo izy dia tsy hitany tao anatin'ireo...
Ireo Hevitra niposaka nanerana izao tontolo izao tamin'ny famoahana ny fanambaran'ny firenena mikambana ny zon'ny vahoaka indizeny.
Ny vahoaka Indizeny, miisa 370.000.000 manerantany, no mora andairam-pahavoazana sy voatositosiky ny hafa indrindra.[Raha ny eto Madagasikara no resahina dia tafiditra ao anatin’ity sokajy ity ny Mikea any atsimo andrefana...
Iran : Ny Ampitson'ny “zera-baomba” kasaina atao amin'Iran
Hoy ny mpiblaogy Chris Weignat ao amin'ny blaoginy: enough attention is not being paid to what happens after we rain death from the skies down on Iran. Which is a...