Tantara mikasika ny Fifandraisana iraisam-pirenena tamin'ny Desambra, 2012
Miteraka Fitakian-dRariny any Nepal ny Trangam-Panolanana tany Delhi
Tsy nanerana an'i India ihany no niteraka fahatezerana ny tranga-na fanolanana iarahan'ny maro natao fa niteraka fanafintohinana ihany koa tamin'ny firenena manodidina azy tahaka an'i Nepal. Tsy dia misy fahasamihafany amin'ny fiaraha-monina ao Nepal loatra ny fanjakazakan'ny lehilahy any India sy any amin'ny firenena atsimon'i Azia maro raha eo amin'ny resaka...
“Drone” Amerikana Nidaroka Baomba in-droa tany Yemen Nandritra ny Noely
Ny andron'i krismasy no andro nitifiran'ny 'drone' tany Yemen, namonoany 'ahiahiana' ho mpitolona dimy. Ny daroka voalohany nahafaty olona roa nandeha tanaty fiara iray tany amin'ny tanàna atsimo, faritanin'i al-Bayda tamin'ny alatsinainy. Tamin'ny fanafihana faharoa, izay nitranga tamin'ny alatsinainy ihany koa, Nitifitra tamin'ny balafomanga olona telo nandeha moto mamakivaky ny...
Fanafihan'ireo Vondrona Mpikomy Tao Ndélé sy Bria Ao Amin'ny Repoblikan'i AFrika Afovoany
Tao anatin'izay herinandro lasa izay, notafihan'ireo mpikomy ny tanànan'i Ndélé sy i Bria ary nandrahona ny fitondran'ny filohan'ny Repoblikan'i Afrika Afovoany François Bozizé izy ireo. Tsy manankery intsony ankehitriny ireo fifanekena momba ny filaminana nosoniavina tamin'ny taona 2007 noho ireo fanafihana vaovao izay niteraka hetsi-bahoaka goavana. Notafihan'ireo mpikomy i Ndélé Tamin'ny 10...
Ny Fahasarotan'ny Fitadiavana Fandriampahalemana Miaraka amin'ny M23 any RDC
Ahiana hiitatra ny fifanandrinana misy ankehitriny any amin'ny faritra Kivu ao amin'ny Repoblika Demaokratikan'i Kongo (DRC). Sarotra ny manadihady ity kinovan'ny taona 2012 amin'ity fifandirana ity, indrindra moa fa hetsika mitam-piadiana mora miova, toerana [itobiana] sy politika, ny M23.
MENA: Bilaogy Mpampitohy Ny Firenena Maghreb Sy Ny Golfa Arabo
Nifandray tànana ilay mpitoraka bilaogy Maraokana Amerikana Samia Errazzouki sy ilay mpitoraka bilaogy tsy manana firenena fiaviana avy any Koety, i Mona Kareem mba hanomboka bilaogy vaovao izay miresaka mikasika fitsaratsaram-poana eo amin'i Maghreb (Afrika Avaratra) sy i Golfa. Ny tanjona moa dia ny hanombohana ny resaka mba ho famonoana...
Manao Diabe Ny Mpifindra Monina Mba Hitaky Fitovizan-jo Ao Brezila
Tamin'ny 2 Desambra, nidina an-dalambe ny fihetsiketsehana nokarakarain'ireo mpila ravinahitra monina ao São Paulo mba hitaky ny fananany zo fototra toy ny fahasalamana, fiarovana, sy asa mendrika. Niainga tao Praça da República, ao afovoan-tanàna ny Diaben'ny Mpifindra-monina VI ary nandalo teo anoloan'ny Lapan'ny Tanàna ao São Paulo, ka nijanona tao nandritra...
Ny Perla Avy Amin'ny Media Momba an'i Afrika
Nisy ny fanatsotsorana momba an'i Afrika nifandrohy tamin'ny fanentanana #Kony2012 nataon'ilay ONG Invisible Children [Ankizy Tsy Hita]. Nisy fanentanana hafa natao avy eo ho fanitsiana ny kinendry. Efa tsy ampahafantarina intsony [en] ny fanombatombanan'ny fampahalalam-baovao momba an'i Afrika na dia efa nihena dia nihena aza ny fahadisoana tao anatin'ny taona vitsivitsy farany. Tsy mandehandeha fotsiny amin'izao...
Misy Manafika Ny Iraka Diplaomatikan'i Iran
Notafihan'ny Iraniana sy ny Afghana noho ny antony samihafa, tao anatin'ny herinandro vitsivitsy izay, ny iraka diplaomatikan'i Iran manerantany.
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...