Tantara mikasika ny Fifandraisana iraisam-pirenena tamin'ny Janoary, 2010
Torkia: Taona fahatelo namonoana an'i Hrant Dink
Telo taona androany, dia nisy nitifitra tamin'ny basy teo ivelan'ny birao fanaovan-gazety fiasany tany Istanbul, Torkia, ilay mpanao gazety Tiorka-Armeniana Hrant Dink . Tsy noraharahiana izy, nankahalain'ny Tiorka sy ny Armeniana noho ireo...
Haiti: Ny olana nateraky ny fanampiana iraisam-pirenena
Dimy andro aty aorian'ny horohoron-tany namotika ny renivohitry Haiti, Port-au-Prince sy ireo tanàna hafa toa an'i Leogane sy Jacmel, dia mbola sarotra ho an'ny mpamonjy voina sy ireo mpitsabo ny...
Karaiba: Jeritodika isam-paritra 2009
Amin'izao fankalazan'ny Global Voices ny faha-dimy taonany izao, dia izao no fotoana hanararaotina hanazavàna ny antony anaovantsika izay ataontsika sy izay fiovana vitan'ny asantsika. Araka ny namintinan'ny mpiara-miasa amiko Jillian...
Kazakhstan: Resaky ny mpitoraka blaogy momba ny firaisana fadintseranana sy ny harem-pirenena
Miady hevitra amin'izay ho azon'i Kazakhstan noho ny Fikambanana anatina fadintseranana iray hiraisany amin'i Rosia, Belarosia ary Kazakhstan, izay hanankery nanomboka tamin'ny 1 Janoary 2010 teo, ireo mpitoraka blaogy. Jeren'ny...
Tamberina 2009 teto Madagasikara – fizarana faharoa -
Lova Rakotomalala, tao amin'ny topimaso nosoratany nandritra ny volana vitsivitsy fiandohan'ny taona 2009 teto Madagasikara, tapany voalohany amin'ny fizarana telo nosoratany, no nitantara ny nahatongavan'i Andry Rajoelina, Ben'ny tanànan'Antananarivo teo...
Tamberina 2009 Azia Atsimo
Nivalona hatreo ny taona 2009 ary izao no fotoana hitodihana izay nitranga tany Azia atsimo. Ao anatin'ny tamberina misy fizarana roa no ijerentsika ireo fotoan-dehibe nanamarika io taona io ho...