Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

· Avrily, 2008

Tantara mikasika ny Fifandraisana iraisam-pirenena tamin'ny Avrily, 2008

29 Avrily 2008

Zimbaboe : Hampian'i Malawi ve ny famotsorana ireo fitaovam-piadiana hoan'i Zimbaboe ?

Hope no velom-panontaniana ao amin'ny blaogy This is Zimbaboe raha Hampian'i Malawi ve ny famotsorana ireo fitaovam-piadiana hoan'i Zimbaboe ? : The Nyasa Times has this report today and it seems a lot more plausible to me than yesterday’s Hollywood-style information regarding Venezula… Malawi government has sent a top three man national...

Kôrea Atsimo : Seoul notafihin'ireo “Shinoa ratsy kely”

One free Korea [Kôrea tokana sady mahaleotena] no manapariaka ny fijeriny ny hetsik'ireo mpanohana ny afo Olaimpika Shinoa hoy toy ny firongatr'ireo The Ugly Chinese. “Shinoa ratsy kely”.

28 Avrily 2008

Angôla : Lalàna mikasika ny fitaovam-piadiana

Cazimar no manapariaka ao amin'ny blaogy África Minha [Ny Afrikako] mikasika ny vaovao izay manambara fa nahazo alàlana ny hiantsona any Luanda mba hametraka “entana” hoan’ Angôla ny sambo Shinoa An Yue Jiang [izay mitondra koa ireo fitaovam-piadiana saika hoan'i Zimbaboe]. Anontanian'ity mpiblaogy ity izay antony ilàn'ny filoham-pirenena Angôlana José...

27 Avrily 2008

Siria:Vaovao mipoapoaka momba ny niokleary

Omaly, Ny CIA dia namoaka vaovao momba ilay tondroina ho foto-drafitrasa (reacteur) niokleary Siriana naorin’ny Koreana tavaratra. Nitalakotrokotroka ny fivoak’izany tamin’ireo fampahalalam-baovao samihafa. Ny tantara dia nanomboka tamin’ilay fanafihana an’habakabaka tsy fantatra antony nataon’i Israely tany avaratr’i Siria tamin’ny Septambra 2007. Taorian’izay dia nandeha be ny resaka momba ny mety...

25 Avrily 2008

Barbada, Jamaïka : Momba ireo fitaovam-piadiana

Bajan Global Report sy ny Jamaïkana Geoffrey Philp dia samy mitatitra momba ny fivarotana fitaovam-piadiana Shinoa any Zimbaboe. Geoffrey Philp's mampahatsiahy ny fifandraisan'ny mpihira fanta-daza Bob Marley sy Zimbaboe : Twenty-eight years after Bob performed “Zimbabwe”, Robert Mugabe is still holding on desperately to power and it seems that he will use...

24 Avrily 2008

Shina : Tohanan'ireo mponin'ny Aterineto Shinoa ny varotra fitaovam-piadiana hoan'i Zimbaboe

Satria tsy mety tapitra ny krizy nateraky ny fifidianana tany Zimbaboe, sady izay koa i Robert Mugabe mifikitra amin'ny fitondrana, dia tsy mety mazava izay hiafaran'ilay sambo mirongo ireo fiadiana farany nafarana avy any Shina. Nahavelom-panontaniana ohatra ny fahatazanana ireo miaramila Shinoa any Mutare : hafiriana no hijanonany eto ary...

Shina : Kendrena atao ankivy ny Carrefour

Carrefour, ilay mpaninjara goavana frantsay indray no vao tafiditra ho ao anatin’ny lisitra maintin’ny mpiserasera tia tanindrazana any Shina. Niakatra avo dia avo ny fandefasan-kafatra am-pinday ho amin’ny fanaovana ankivy, mihoatra ny 5000 ny toeram-piseranana an’aterineto any Shina, araka ny fanisan’ny Daqi.com azy, no feno lahatsoratra mamely ny Carrefour, ary...

23 Avrily 2008

Zimbaboe : Miaramila Shinoa any Mutare ?

Curly no manontany tena izay antom-pisian'ireo miaramila Shinoa any Zimbaboe : These blue suited marathon running highly trained policemen probably know the identities of the Chinese troops who have been reported as being seen on the streets of Mutare in Zimbabwe, after checking into a hotel resplendent with nice shining...

22 Avrily 2008

Okraina sy Rosia: Ireo dadan'ny filoha

Zimbaboe : Hetsika fanoherana ny fanateran'ny sambo Sinoa fitaovam-piadiana

Ny blaogy This is Zimbabwe no miantso ny rehetra hanao hetsika hanoherana ny fanateran'ny sambo Sinoa fitaovam-piadiana any Zimbaboe : Please can all those amazing people who have been following this issue – finding contact email addresses and brainstorming ideas – leave consolidated comments at the end of this post...