Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

· Avrily, 2009

Tantara mikasika ny Fifandraisana iraisam-pirenena tamin'ny Avrily, 2009

17 Avrily 2009

I Rosia, i Iokraina, ny helotanin’ny Balkana: Vaovao entin’ny Eurovision

Efa ho tapitra ny fifandirana nentin’ny fifaninana hira tao anatin’ny sehatra Eurovision ao Georgia(na, nohon’ny fomba fijerin’ny sasany, dia tonga teny amin’ny teboka farany ambony izany), satria moa ankehitriny dia nanapa-kevitra ny tsy handray anjara amin’ny ity sehatra izay tontosaina amin’ny herintaona ao Moscow ity intsony I Georgia, dia ity...

16 Avrily 2009

Tsy faly i Sina

Song Qianga (中國可以說不), iray amin’ireo mpanoratra be mpividy indrindra tamin'ny 1996 Afaka miteny Tsia i Sina(中國可以說不), dia namoaka boky vaovao, Tsy faly i  Sina (中國不高興), miaraka amina mpanoratra malaza hafa. Ny boky voalohany dia nivoaka taorinan’ny fandarohana baomba ny kaonsily jeneralin’ny Sina tany Yougoslavie nataon'ny OTAN izay nampisafoaka ny mponina...