Tantara mikasika ny Fifandraisana iraisam-pirenena tamin'ny Avrily, 2018
Rosia: Ny Fomba Fandraisana ireo Zeorziana
Ratsy avokoa ny ankamaroan'ireo vaovao. Toa lasa mivadika resa-pôlitika hatramin'ny fanatanjahantena koa. Azon'i Anna Chakvetadze ao amin'ny foko Zeorziana ny 'Tompondakan'i Kremlin' amin'ny fifaninanana tennis, hoy ny voasoratr'i Sukhumi - manoloanà vahoaka mihiaka eso hoe ''Mandehàna any Zeorzia ry Zeorziana!''
Mandehandeha Any Ivelany Ilay Sainam-pirenena Voarara, Miloko Fotsy-Mena-Fotsy An'i Belarosia
Fanehoan-kevitra manoloana ilay saina ofisialin'i fanjakana Belarosia nanomboka ny taona 1991 ka hatramin'ny taona 1995. Taorian'ny fitsapankevi-bahoaka nisafotofoto ny 14 May 1995, nandrara azy io ny filoha Aleksandr Lukashenko ary namerina nanova ny saina Belarosia ho toy ny tamin'ny andron'ny Sovietika.
Diaspora Afrikana: Fotoan-tsarotra ho an'ireo Afrikana any Frantsa sy Belzika
"I Frantsa, Atoa Sarkozy, dia sady tsy makorelina voatery manainga ny feny amin'ny andro mosary, na fiangonana hanaikena ny fahotana rehetra rehefa miteny 'amen' na koa firenena fehezin'ny fitsipika miafina sy mampiahiahy"
Fitokonana Tsy Fihinanan-kanina & Fifandonana ao Gaza
Akbar Ganji, mpanao gazety mpanohitra sady mpanoratra, no nanasa an'ireo Iraniana mba hanjohy azy nandritra ny fitokonana tsy fihinanan-kanina nandritra ny telo andro, mba hisarihana ny sain'izao tontolo izao mikasika ireo voafonja ara-politika ao Iràna.
Kazakhstan: Mahita ny “fanafihan'i Shina tsy misy fitaovam-piadiana” ny bilaogera
Somary hita matetika ao amin'ny bilaogy amin'ny teny Kazakh ny lahatsoratra momba ny lohahevitra mifandraika amin'i Shina. Ireto ny sasany amin'izy ireo.
Arabeyes: Alahelo An'i Bhutto
2007 - Tamim-pihetseham-po no nandraisan'ny tao Afovoany Atsinanana ny vaovao momba ny fahafatesan'ny Praiminisitra Benazir Bhutto. Tamim-pitandremana, fahatairana, fahatezerana ary fanekena ny tsy fisian'ny fanantenana ho an'ny taranak'olombelona no nanehoan'ireo bilaogera ny heviny.
Azerbaijan: Nampiahiahy ny Fialan'ny IRI
Toa tsy nanapaka ny tetibolany ho an'ny fandaharan'asan'ny demaokrasia i Etazonia (na USAID raha ny marina kokoa, sampana ao amin'ny Departemantam-panjakana izay manaramaso tetikasam-pandrosoana), fa kosa nanokana izany rehetra izany ho an'ny Ivontoeram-pirenena Demaokratika
Nankalaza ny andro iraisampirenena ho an'ny frankôfônia ny Global Voices amin'ny teny frantsay
Namakafaka ny dikan'ny hoe miteny frantsay (ankoatra ny fiteny hafa, ho an'ny maro amin'izy ireo ) ireo firenena sy faritany miisa dimampolo teo ho eo izay miteny frantsay, ary ao anatin'ny (na tsia) Fikambanana Iraisampirenena ho an'ny Frankôfônia .
Bahrain: Kamo Ve Ny Arabon'ny Golfa?
Tamin'ny fiandohan'ny herinandro farany ho an'ny Janoary 2008, nitafatafa tamin'ny gazetin'ny firaisambe arabo mpiseho isanandro "Asharq Al-Awsat" ny minisitry ny asa Bahraini, Majid Al Alawi, ary nolazainy tao amin'ilay resadresaka fa miatrika 'tsunami aziatika' ny Golfa satria 'kamo' sy 'simba' ary miankina amin'nireo mpiasa afarana avy any ivelany ireo teratany...
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...