Tantara mikasika ny Fifandraisana iraisam-pirenena tamin'ny Avrily, 2010
Madagasikara: Fanonganam-panjakana misesisesy rehefa mihamanakaiky ny fifampiraharahana
Taorian'ny fanesorana tamin'ny toerany ny minisitry ny foloalindahy tamin'ny 7 Avril noho ny fiampangana azy ho nikasa hanongam-panjakana, manontany i Achille52 hoe inona indray ny dikan'ity filazana ho nisiana fanonganam-panjakana hafa...
Qatar: Manohitra ny politika vaovao mikasika ny fahazoan-dàlana raisina eo am-pahatongavana ireo mpiasa mpifindra monina
Manankery manomboka ny 1 May, Qatar dia miomana hanafoana ny fahazoan-dàlana alaina eo am-pahatongavana ho ana firenena ampolony maro mampiasa io fomba io. Sorena ireo mpiasa mpifindra monina mieritreritra ny amin'ny fianakavian'izy ireo ary milaza sahady fa mety hanimba ny reska fizahantany ao amin'ity firenena kely ao amin'i Gulf ity io.
Polonina: Maty tamin'ny fianjerana voromby tany Rosia ny filoha Kaczyński – Fihetsika voalohany
Nahatratra ny tontolon'ny bolongana iray manontolo, ka hatrany amin'ny gazety malaza ankehitriny ny vaovao nianjeran'ny voromby nitondra ka nahafaty ny filoha Lech Kaczyński sy ny vadiny ary ireo tompon'andraiki-panjakana ambony...
Guatemala: Fitsidihan'ny Sekreteram-panjakana Hilary Clinton
Tsy ela akory izay, namarana ny diany nanerana an'i Amerika Latina tamin'ny fiatoana kely tao Guatemala ny Sekreteram-panjakana Hilary Clinton, mba hiresaka momba ny ady amin'ny fanondranana zava-mahadomelina sy ny fanatsarana ny fifandraisana amin'i Honduras.