Tantara mikasika ny Fifandraisana iraisam-pirenena tamin'ny Desambra, 2021
Didian'ny Fitsarana Iraisampirenena hanao izay tsy hisian'ny fankahalàna ara-poko i Armenia sy Azerbaijàna
Nodidian'ny fitsarana avo ao amin'ny Firenena Mikambana, ny Fitsaràna Iraisampirenena (CIJ), i Armenia sy Azerbaijàna, mba hiasa “ho fisorohana ny fihantsiana sy fampiroboroboana ny fankahalàna foko” taorian'ilay ady naharitra 44 andro tamin'ny taona lasa.
Mampanantena fivoarana i Armenia sy i Azerbaijan tao anatin'ny fihaonan'ireo mpitarika ao Sochi
Naneho hevitra momba ny fihaonana, nilaza ny filoha Rosiana Vladimir Potinina fa nahatratra fifanarahana momba ireo olana lehibe sasantsasany ireo mpitarika ka tsara ny fihaonana amin'ny ankapobeny.
Nanomboka nanao ny ezaka fanadiovana sy fanarenana ny olom-pirenena taorian'ny hetsi-panoherana sy ny rotaka tao amin'ny Nosy Solomon
Mitondra fahasahiranana sy adim-piainana ho an'ny tenantsika, ny fianakaviantsika, ny havana ary ny mpiara-belona amintsika ihany isika amin'ny alalan'ny fandraisana anjara amin'ny hetsika tsy ara-dalàna toy ny rotaka, fandoroana sy fandrobana.
‘Fifanarahana vaovao’ ho an'i Afrika: Fotoana tsara indrindra ho an'ny taranaka ve izany?
“Eo amin’i Eoropa, any amin’ireo firenena mandroso, ary amin’ny fitondram-panjakana ankehitriny ny tsindry mba handrombahana ity hirika hitondra fiovana eo amin’ny taranaka aty Afrika ity”.