Tantara mikasika ny Fifandraisana iraisam-pirenena tamin'ny Febroary, 2010
Frantsa: Mpianatra manerantanymitoraka blaogy an'i Parisy ao amin'ny Cité Babel
Ny Tanàna iraisam-pirenenan'i Parisy dia mampiatrano vondrom-piaraha-monina mpianatra avy amin'izao tontolo izao monina sy mianatra any amin'ireo Anjerimanontolo Frantsay. Ny blaogy sy gazetin'izy ireo, "Cité Babel" dia mandinika ireo olana mifandraika amin'ny maha-izy azy ny tena, ny kolo-tsaina, ny tenim-pirenena ary ny fomba fijery an'i Frantsa sy izao tontolo izao.
Rosia: Tetikady miaramila vaovao sy ny fiarovam-baovao

Namoaka ny tetikady (doctrine) miaramila vaovao[RUS] (hitanao ato ny dika amin'ny teny anglisy) hampiharina mandritra ny folo taona indray i Rosia tamin'ity volana febroary ity. Na dia tsy misy filazana mivantana...
Afrika: velona sy salama tsara ny fanjanahantany 50 taona taorian'ny nahazoana ny fahaleovantena
Manamarika ny faha-50 taonan'ny fahaleovantenan'ny firenena Afrikana miteny frantsay avy tamin'i Frantsa sy i Belzika ny taona 2010. Raha efa ilalana moa ny fankalazana ofisialy amin'izany dia eo ampangaroharoana adihevitra...
Hoy ny mpamahambolongana Amerikana momba ny fangalaran-jaza kamboty Haisiana
Raha eo andalam-panarenana sy fanorenana i Haiti, dia misy indray ny fanahiana ny mikasika ny kilonga indrindra moa fa ny kamboty. Efa maro ny tatitra momba fitadiavan'ireo mpanondran-jaza mitady kilonga...
My name is Khan – Politikan-kolontsaina any India
Sarin'afisy hita ao amin'ny Wikipedia Tsy miresaka momba ilay sarimihetsika avoakan'i Bollywood hoe ‘My Name is Khan‘ [Khan no anarako], fa miresaka ny fahazoana azy kosa any India sy any...