· Aogositra, 2008

Tantara mikasika ny Fifandraisana iraisam-pirenena tamin'ny Aogositra, 2008

Iran : Ao amin'ny Yahoo ihany ny anaran'i Iran

  20 Aogositra 2008

Araka ny nolazain‘i Kourosh Ziabari dia naverin'ny Yahoo mail ao amin'ny lisitry ny firenena ao amin'ny takelaka fisoratana anarany i Iran rehefa nalany tao nandritra ny volana maromaro.

Osetia Atsimo:Naka tàhaka an'i Kosovo ve?

  15 Aogositra 2008

Raha nanambara samirery ny fizakan-tenany i Kosovotamin’ny 17 febroary 2008, dia nizarazara be ihany ireo fiorenena maro manerantany ny amin’ny maha-aradrariny na tsia iny fihetsika iny Amin’izao fotoana izao, 45...

Ny fifandraisan'i Zeorizia amin'i Etazonia

  14 Aogositra 2008

Soratan'i Frencheagle ny fifandraisan'i Zeorizia amin'ny fitondrana any Etazonia[Fr]: “Nahoana moa isika no manameloka ny ataon'i Rosia nefa manadino kosa ny fanamelohana ny politika aimperialistan'i Etazonia izay mody mampiasa ny...

Libanona: Fanafihan'ny mpampihorohoro an'i Tripoli

  14 Aogositra 2008

Nahafaty olona 11, ka miaramila ny 9 amin'izany, sy naharatra 30 hafa ny fanapoahana baomba nataon'ny mpampihorohoro tany Tripoli, Libanona. Nangonin'i Moussa Bashir ny fanehoan-kevitry ny mpamaham-bolongana Libaley tamin'ity fanafihana ity.

Zeôrizia sy Estonia: Samy firenena kely ny malemy

  13 Aogositra 2008

Osteuropablog no miresaka (GER) ny fitovitoviana eo amin'ny sehatra iraisam-pirenena samy kely sady malemy na io Zeôrizia na i Estonia, ary dia mieritreritra sahay izy amin'izay hitranga mandritra ny lalao...