Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Aogositra, 2020

Tantara mikasika ny Fifandraisana iraisam-pirenena tamin'ny Aogositra, 2020

Maraoka: Ny Jodaisma ao Maraoka

Vetivety dia kivy izay mitady fanampimbaovao ety anaty aterineto momba ny jodaisma maraokàna: anelanelan'ny fitobahan'ireo rohy sy ny kalitao misavoritaka be ihany amin'ny torohay, matetika tonga eo ny sorisory. Hatreto, ilay tranonkala mamiratr'i Rick Gold - Visiting Jewish Morocco (fitsidihana ireo Jiosy ao Maraoka) - no lasa teboka fiaingàna tsy...

Lahatsarim-panadihadiana mandranty ny fandrahonan'ny fanarahamaso famantarantava ao Serbia

Ampitandreman'ny lahatsarim-panadihadiana antserasera ny vahoaka amin'izay maha-mampidi-doza ireo fakantsary fanarahamaso an'ny shinoa miaty teknolojiam-pamantarantava.

Mbola mijanona ho ‘takalon'aina politika’ any am-ponjan'i Qarchak, Iran i Kylie Moore-Gilbert, akademika any Melbourne

"Mampahonena fa tsy nahomby izay nataon'ireo governemanta ao Aostralia sy ao amin'ny Fanjakana Britanika mba hanafahana ny olom-pireneny, Kylie Moore-Gilbert any am-ponja ao Iran. Tokony ho afahana io vehivavy tsy manantsiny io."

Mifandray amin'ny alalan'ny fanentanana antserasera hanoherana ny fifanarahan'i Shina sy Iran ny Iraniana sy ny Hongkongers

Na dia misy aza ny sakana ara-pitenenana sy aar-kolontsaina dia mitovy fijery ny mpikatroka avy ao Hong Kong ansy avy ao Iran raha eo amin'ny resaka fitsipahana ny tolotra fifanarahana maharitra 25 taona omen'i Shina amin'i Iran.

Fantsona YouTube malaza manome torohay ny hoe ahoana izany mainty any Japana

Manasongadina antsafa ahitana mainty hoditra ampolony mponina any Japana ny fantsona YouTube malaza sy ny tranonkala The Black Experience Japan.