Tantara mikasika ny Fifandraisana iraisam-pirenena tamin'ny Jona, 2009
Tontolo Arabo: Aleo hanao izay tiany eo ny Iraniana
Nitana ny votoatin'ny bilaogy arabo efa ho herinandro izao ny fifidianana filoham-pirenena sy ny vokany natao tany Iran, miaraka amin'ny fanehoan-kevitr'ireo mpitoraka bilaogy eny rehetra eny. Mangataka an'izao tontolo izao...
Korea Avaratra: Mpanao gazety Amerikana roa voasazy hiasa an-terivozona
Tsy dia mandrisika loatra ireo vaovao avy any Pyongyang. Taorian’ny niampangana azy ireo ho niditra an-tsokosoko tany Korea Avaratra, voasazy hiasa an-terivozona mandritra ny 12 taona ireo mpanao gazety Amerikana...
Raharaham-pitiavana/fankahalan'ny Maraokana an'i Obama
Ny kabary nataon’ny filohan’ny Etazonia Barack Obama tany Kaira ho an’ny tontolo Silamo dia niteraka fihetsika niredareda tany an-toerana sy tany ivelany koa; tsy ny kely indrindra tamin’ireo mpitoraka blaogy...
Ghana: Ady hevitra, fientanana ary fanantenana amin'ny fitsidihan'i Obama
Enim-bolana monja taorian'ny fanovana ny fitantanana tao Ghana tamin'ny alalan'ny fifidianana natao tamim-pilaminana ny volana desambra 2008, ary tahaka ny hoe fifanandrifian-javatra fa enim-bolana aty aorian'ny fanovana nankalazaina tamin'ny haino...
Gabon: Manodidina ny fahafatesan'ny Filoha Omar Bongo
Ny Alahady alina teo, ireo mpampahalala vaovao Frantsay dia samy nanambàra ny fahafatesan'i Omar Bongo filohan'i Gabon, izay nandany 41 tamin'ny 73 taona niainany teo amin'ny fitondràna. Ny gazety Frantsay...
USA: Mpanao gazety miatrika fitsarana any Korea Avaratra
Tamin'ny 4 Jona, mpanao gazety amerikana roa no notsaraina tany amin'ny Repoblika Demokratika Entim-bahoakan'i Korea (Korea Avaratra) noho ny fidiràna an-tsokosoko tao amin'ity firenena ity. Vehivavy roa, Laura Ling sy...
Kiobà, USA: Nanaiky an'i Kiobà ny Fivondronan'ny Firenena any Amerika
47 taona aty aoriana dia nanala ny fanilikilihana natao tamin'i Cuba ny Fikambanan'ny Firenena any Amerika, indrindra koa moa fa efa niara-niasa tamin'ity firenena ity ny ankamaroan'ny mpikambana. I Etazonia,...
Niger: Mitsipaka ny fanalavana ny fe-potoana fiasan'i Tandja
Miakatra ny tosi-dra any Niger taorian'ny soson-kevitra nataon'ny filoha Mamadou Tandja hanao fitsapan-kevi-bahoaka, izay raha lany, dia hamela ny filoham-pirenena hanova ny lalàm-panorenana hahafahany manalava ny fe-potoana hiasany, izay efa...
Ejipta: Tsy ‘tongasoa’ ve i Obama?
Valo amby efapolo ora mialoha ny kabary andrasan'ny tontolo arabo sy silamo fatratra hataon'ny filoha amerikana Barack Obama avy ao amin'ny Anjerimanontolon'i Cairo, dia saiky miray feo daholo ny tontolon'ny...